2 Corinthians 11:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nandeha matetika aho, saika nahita loza tamin’ny ony, saika nahita loza tamin’ny jiolahy, saika nahita loza tamin’ny tompon-tany namako, saika nahita loza tamin’ny Jentilisa, saika nahita loza tao amin’ny tanàna, saika nahita loza tany an-tany efitra, saika nahita loza tany amin’ny ranomasina, saika nahita loza tamin’ny rahalahy sandoka,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tany am-pivahiniana imbetsaka, matetika no saiky nidiran-doza, dia loza tamin’ny ony, loza tamin’ny jiolahy, loza tamin’ny iray firenena amiko, loza tamin’ny Jentily, loza tao an-tanàna, loza tany an’efitra, loza tany amin’ny ranomasina, loza tamin’ny havana sandoka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Matetika nanao dia an-tongotra aho ka efa tojo ny loza isan-karazany: loza tamin’ny ony tondraka, loza tamin’ny jiolahy, loza avy amin’ny Jiosy mpiray firenena amiko, loza avy amin’ny hafa firenena, loza tao an-tanàna, loza tany an-taniefitra, loza teny an-dranomasina, loza teo anivon’ny misandoka ho havana kristianina.
Malagasy Bible 1865
nandeha matetika aho, saiky nahita loza tamin'ny ony, saiky nahita loza tamin'ny jiolahy, saiky nahita loza tamin'ny tompon-tany namako, saiky nahita loza tamin'ny jentilisa, saiky nahita loza tao amin'ny tanàna aho, saiky nahita loza tany an-efitra aho, saiky nahita loza tany amin'ny ranomasina aho, saiky nahita loza tamin'ny rahalahy sandoka aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nandeha matetika aho, saika nahita loza tamin’ny ony, saika nahita loza tamin’ny jiolahy, saika nahita loza tamin’ny tompon-tany namako, saika nahita loza tamin’ny Jentilisa*, saika nahita loza tao amin’ny tanàna, saika nahita loza tany an-tany efitra, saika nahita loza tany amin’ny ranomasina, saika nahita loza tamin’ny rahalahy sandoka,
malagasy