2 Corinthians 11:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny fisasarana sy ny fikelezana aina, tamin’ny tsy fahitan-tory matetika, tamin’ny hanoanana sy ny hetaheta, tamin’ny fifadian-kanina matetika, tamin’ny hatsiaka sy ny fitanjahana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny famonoan-tena sy fikelezana aina, tamin’ny fiaretan-tory matetika, tamin’ny hanoanana aman-ketaheta, tamin’ny fifadian-kanina matetika, tamin’ny hatsiaka amam-pitanjahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niasa mafy sy nisasatra aho, niari-tory matetika, nijalin’ny hanoanana sy hetaheta, tsy nitendry hanina matetika, niaritra hatsiaka sady tsy nanan-kitafy.
Malagasy Bible 1865
tamin'ny fisasarana sy ny fikelezan'aina, tamin'ny tsi-fahitan-tory matetika, tamin'ny hanoanana sy ny hetaheta, tamin'ny fifadian-kanina matetika, tamin'ny hatsiaka sy ny fitanjahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny fisasarana sy ny fikelezana aina, tamin’ny tsy fahitan-tory matetika, tamin’ny hanoanana sy ny hetaheta, tamin’ny fifadian-kanina matetika, tamin’ny hatsiaka sy ny fitanjahana.
malagasy
tamin'ny fisasarana sy ny fikelezan'aina, tamin'ny tsi-fahitan-tory matetika, tamin'ny hanoanana sy ny hetaheta, tamin'ny fifadian-kanina matetika, tamin'ny hatsiaka sy ny fitanjahana.