2 Corinthians 11:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Afa-tsy ireo zavatra ivelany dia mbola misy koa izay mahazo ahy isanandro, dia ny fiahiana ny fiangonana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hamisavisa zavatra maro aho, fa fanampin’izany, eo koa ny fiahiana isan’andro sy ny fikarakarana ny Eglizy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankoatra izay tsy voalaza, dia mbola mitambesatra amiko isan’andro vaky ny fiahiana ny Fiangonana rehetra.
Malagasy Bible 1865
Afa-tsy ireo zavatra ivelany dia mbola misy koa izay mahazo ahy isan'andro, dia ny fiahiana ny fiangonana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Afa-tsy ireo zavatra ivelany dia mbola misy koa izay mahazo ahy isanandro, dia ny fiahiana ny fiangonana rehetra.
malagasy
Afa-tsy ireo zavatra ivelany dia mbola misy koa izay mahazo ahy isan'andro, dia ny fiahiana ny fiangonana rehetra.[Na: izany rehetra izany]