2 Corinthians 11:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no malemy ka tsy malemy aho? Iza no mahazo fanafintohinana ka tsy mirehitra anaty aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no malemy ka tsy malemy koa aho? zovy no tafintohina ka tsy mirehitra koa aho?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no malemy, ka tsy malemy aho? Iza no lavo tamin’ny fahotana, ka tsy malahelo mafy aho?
Malagasy Bible 1865
Iza no malemy, ka tsy malemy aho? Iza no tafintohina, ka tsy mirehitra aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no malemy ka tsy malemy aho? Iza no mahazo fanafintohinana ka tsy mirehitra anaty aho?
malagasy
Iza no malemy, ka tsy malemy aho? Iza no tafintohina, ka tsy mirehitra aho?