2 Corinthians 11:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy maintsy mirehareha aho dia izay momba ny fahalemeko no hataoko rehareha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mety ny mirehareha, dia ny amin’ny halemeko no hataoko rehareha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy maintsy mirehareha aho, dia ireo zavatra mampiharihary ny fahalemeko no hataoko rehareha.
Malagasy Bible 1865
Raha tsy maintsy mirehareha aho, dia izay momba ny fahalemeko no hataoko rehareha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy maintsy mirehareha aho dia izay momba ny fahalemeko no hataoko rehareha.
malagasy
Raha tsy maintsy mirehareha aho, dia izay momba ny fahalemeko no hataoko rehareha.