2 Corinthians 11:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra, Rain’i Jesosy Tompo, izay isaorana mandrakizay, mahalala fa tsy mandainga aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Andriamanitra, Rain’i Jesoa Kristy Tompontsika, izay isaorana mandrakizay, no mahalala fa tsy mandainga aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra, Rain’i Jesoa Tompo, Ilay ankalazaina mandrakizay, dia mahalala fa tsy mandainga aho.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra, Rain'i Jesosy Tompo, Izay isaorana mandrakizay, mahalala fa tsy mandainga aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra, Rain’i Jesosy Tompo, izay isaorana mandrakizay, mahalala fa tsy mandainga aho.
malagasy
Andriamanitra, Rain'i Jesosy Tompo, Izay isaorana mandrakizay, mahalala fa tsy mandainga aho.