2 Corinthians 11:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tany Damaskosy ny governora notendren’i Areta mpanjaka dia nampiambina ny tanàna Damaskosy mba hisambotra ahy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tany Damasy, ilay governora voatendrin’i Areta mpanjaka dia nampiambina ny tanànan’i Damasy mba hisamborana ahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony tany Damasy aho, ny governora notendren’i Hareta mpanjaka dia nampiambina ny tanàna Damasy mba hisamborana ahy.
Malagasy Bible 1865
Tany Damaskosy ny governora notendren'i Areta mpanjaka dia nampiambina ny tanàna Damaskosy mba hisambotra ahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tany Damaskosy ny governora notendren’i Areta mpanjaka dia nampiambina ny tanàna Damaskosy mba hisambotra ahy;
malagasy
Tany Damaskosy ny governora notendren'i Areta mpanjaka dia nampiambina ny tanàna Damaskosy mba hisambotra ahy;fa avy teo amin'ny varavarankely eo amin'ny mànda no nampidinana ahy tamin'ny sobiky, ka dia afa-nandositra ny tànany aho.