2 Corinthians 11:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa avy teo amin’ny varavarankely eo amin’ny manda no nampidinana ahy tamin’ny sobika ka afa-nandositra ny tanany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nampidinina an-tsobika avy teo am-baravarankely, nanaraka ny manda aho, ka afaka teo am-pelatanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nisy nampidina ahy an-tsobika avy teo amin’ny varavarankelin’ny mànda, ka dia afa-nandositra ny tanan’i Hareta aho.
Malagasy Bible 1865
fa avy teo amin'ny varavarankely eo amin'ny mànda no nampidinana ahy tamin'ny sobiky, ka dia afa-nandositra ny tànany aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa avy teo amin’ny varavarankely eo amin’ny manda no nampidinana ahy tamin’ny sobika ka afa-nandositra ny tanany aho.
malagasy
fa avy teo amin'ny varavarankely eo amin'ny mànda no nampidinana ahy tamin'ny sobiky, ka dia afa-nandositra ny tànany aho.