2 Corinthians 11:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ataoko fa tsy misy mahalatsa-danja ahy noho ireo Apostoly malaza ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa angaha misy mahalatsa-danja ahy noho ireo Apôstôly ambony indrindra ireo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Heveriko fa tsy misy mahalatsa-danja ahy velively amin’ireo apôstôly fanaperana ireo.
Malagasy Bible 1865
Fa ataoko fa tsy misy mahalatsaka ahy noho ireo Apostoly ambony indrindra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ataoko fa tsy misy mahalatsa-danja ahy noho ireo Apostoly malaza ireo.
malagasy
Fa ataoko fa tsy misy mahalatsaka ahy noho ireo Apostoly ambony indrindra ireo.[Na: Fatratra loatra]