2 Corinthians 11:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na dia olona tsy nampianarina handaha-teny aza aho dia tsy mba tahaka izany aho amin’ny fahalalana; fa tamin’ny zavatra rehetra dia efa nasehonay marimarina tamin’ny olona rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na tsy ampy fahaiza-mandahatra aza aho, dia ampy fahalalana tokoa, araka ny nasehonay miharihary taminareo, tamin’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na tsy ampy fahaiza-mandahateny aza aho, dia ampy fahalalana; nasehonay mazava tsara mandrakariva tamin’ny zavatra rehetra izany mba hahasoa anareo.
Malagasy Bible 1865
Fa na dia olona tsy nampianarina laha-teny aza aho, dia tsy mba tahaka izany amin'ny fahalalana; fa tamin'ny zavatra rehetra dia efa nasehonay marimarina tamin'ny olona rehetra izany hahasoa anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na dia olona tsy nampianarina handaha-teny aza aho dia tsy mba tahaka izany aho amin’ny fahalalana; fa tamin’ny zavatra rehetra dia efa nasehonay marimarina tamin’ny olona rehetra izany.
malagasy
Fa na dia olona tsy nampianarina laha-teny aza aho, dia tsy mba tahaka izany amin'ny fahalalana; fa tamin'ny zavatra rehetra dia efa nasehonay marimarina tamin'ny olona rehetra izany hahasoa anareo.