2 Corinthians 11:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Diso va aho raha nanetry tena mba hisandratanareo ka nitory maimaimpoana ny Filazantsaran’Andriamanitra taminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sa diso aho, fa nanetry ny tenako mba hanandratako anareo, ka nitory maimaim-poana ny Evanjelin’Andriamanitra taminareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony aho nitory taminareo ny Vaovao Mahafaly avy amin’Andriamanitra, dia nanao izany maimaimpoana aho; moa diso ve aho, raha nanetry tena mba hisandratanareo?
Malagasy Bible 1865
Diso va aho, raha nanetry tena mba hisandratanareo ka nitory maimaimpoana ny filazantsaran'Andriamanitra taminareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Diso va aho raha nanetry tena mba hisandratanareo ka nitory maimaimpoana ny Filazantsaran’Andriamanitra taminareo?
malagasy
Diso va aho, raha nanetry tena mba hisandratanareo ka nitory maimaimpoana ny filazantsaran'Andriamanitra taminareo?