2 Corinthians 11:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namabo ny fiangonana sasany aho ka nandray karama hanompoako anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny an’ny Eglizy sasany no nalaiko, fa nandray fanampiana taminy aho, mba hoentiko miasa atỳ aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nekeko ny nandoavan’ny Fiangonana sasany vola tamiko, ka tahaka ny hoe nandroba azy ireo aho mba hanampiako anareo.
Malagasy Bible 1865
Namabo ny fiangonana sasany aho ka nandray karama hanompoako anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namabo ny fiangonana sasany aho ka nandray karama hanompoako anareo.
malagasy
Namabo ny fiangonana sasany aho ka nandray karama hanompoako anareo.