2 Corinthians 12:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy maintsy mirehareha aho, na dia tsy mahasoa aza izany; fa handroso hilaza fahitana sy fanambaran’ny Tompo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mety ve ny mirehareha e? Tsy mahasoa izany, nefa aoka holazaiko ihany ny tsindrimandry sy ny fanambaràna avy amin’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy maintsy mirehareha aho, na dia tsy mahasoa aza izany; fa hiroso aho hilaza fahitana sy fanambarana nomen’ny Tompo ahy.
Malagasy Bible 1865
Tsy maintsy mirehareha aho, na dia tsy mahasoa aza izany; fa handroso hilaza fahitana sy fanambaran'ny Tompo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy maintsy mirehareha aho, na dia tsy mahasoa aza izany; fa handroso hilaza fahitana sy fanambaran’ny Tompo aho.
malagasy
Tsy maintsy mirehareha aho, na dia tsy mahasoa aza izany; fa handroso hilaza fahitana sy fanambaran'ny Tompo aho.