2 Corinthians 12:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa tonga adala aho! Ianareo no nanery ahy; fa tokony hoderainareo aho satria tsy latsaka noho ireo apostoly malaza ireo aho na dia tsinontsinona aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisarin’adala aho, fa efa nasesikareo. Ianareo indrindra no tsy maintsy nidera ahy, noho izaho tsy latsaka noho ireo Apôstôly ambony indrindra ireo, na amin’inona na amin’inona, na dia tsinontsinona aza aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa lasa adala aho, satria noterenareo. Ianareo ange no tokony hidera ahy e! Fa na dia tsinontsinona aza aho, dia tsy misy mahalatsa-danja ahy velively amin’ireo apôstôly fanaperana.
Malagasy Bible 1865
Efa tonga adala aho; ianareo no nahatery ahy; fa tokony hoderainareo aho, satria tsy latsaka noho ireo Apostoly ambony indrindra ireo, na dia tsinontsinona aza aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa tonga adala aho! Ianareo no nanery ahy; fa tokony hoderainareo aho satria tsy latsaka noho ireo apostoly malaza ireo aho na dia tsinontsinona aza.
malagasy
Efa tonga adala aho; ianareo no nahatery ahy; fa tokony hoderainareo aho, satria tsy latsaka noho ireo Apostoly ambony indrindra ireo, na dia tsinontsinona aza aho.[Na: fatratra loatra]