2 Corinthians 12:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa inona moa no nahalatsaka anareo noho ny fiangonana hafa afa-tsy ny tsy namakiako tratra anareo? Mamelà ahy amin’izany fahadisoana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona moa no mahalatsa-danja anareo noho ny Eglizy sasany, afa-tsy ny tsy namakiako tratra anareo? Mamelà ny hadisoako amin’io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa inona moa no mahalatsa-danja anareo noho ny Fiangonana hafa, afa-tsy hoe angaha tsy nanahirana anareo aho? Mamelà ny hadisoako fa tsy rariny tokoa izany!
Malagasy Bible 1865
Fa inona moa no nahalatsaka anareo noho ny fiangonana sasany, afa-tsy ny tsy namakiako tratra anareo? Mamelà ahy ary amin'izany fahadisoana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa inona moa no nahalatsaka anareo noho ny fiangonana hafa afa-tsy ny tsy namakiako tratra anareo? Mamelà ahy amin’izany fahadisoana izany.
malagasy
Fa inona moa no nahalatsaka anareo noho ny fiangonana sasany, afa-tsy ny tsy namakiako tratra anareo? Mamelà ahy ary amin'izany fahadisoana izany.