2 Corinthians 12:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, efa fanintelony izao no nivonona hankaty aminareo aho nefa tsy hahavaky tratra anareo; ary tsy ny fanananareo no tadiaviko fa ianareo. Tsy ny zanaka no tokony hihary ho an’ny ray aman-dreniny fa ny ray aman-dreniny no tokony hihary ho an’ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fanintelony izao no vonon-ko any aminareo aho, nefa tsy hahavaky tratra anareo; satria tsy ny fanananareo no tadiaviko, fa ny tenanareo; ary tsy ny zanaka no tokony hihary ho an’ny ray aman-dreniny, fa ny ray aman-dreny no tokony hihary ho an’ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro fa vonona aho izao ny hankatỳ aminareo fanintelony, nefa tsy hanahirana anareo. Ianareo manko no katsahiko fa tsy ny fanananareo; satria tsy ny zanaka no tokony hitady vola hikarakarana ny ray aman-dreniny, fa ny ray aman-dreniny no tokony hitady vola hikarakarana ny zanany.
Malagasy Bible 1865
Indro, efa fanintelony izao no vonona hankatỳ aminareo aho, nefa tsy hahavaky tratra anareo; fa tsy ny fanananareo no tadiaviko, fa ianareo; fa tsy ny zanaka no tokony hihary ho an'ny ray aman-dreniny, fa ny ray aman-dreniny no tokony hihary ho an'ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, efa fanintelony izao no nivonona hankaty aminareo aho nefa tsy hahavaky tratra anareo; ary tsy ny fanananareo no tadiaviko fa ianareo. Tsy ny zanaka no tokony hihary ho an’ny ray aman-dreniny fa ny ray aman-dreniny no tokony hihary ho an’ny zanany.
malagasy