2 Corinthians 12:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izaho dia faly indrindra handany sy holanina mba hahasoa ny fanahinareo. Koa raha mitombo ny fitiavako anareo, moa va hihena ny fitiavanareo ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho ahy, dia sitrako mihitsy ny handany sy holaniana manontolo ho an’ny fanahinareo, na dia ho arakaraka ny fitombon’ny fitiavako anareo aza no ho fihenan’ny fitiavanareo ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny amiko, dia sitrako mihitsy ny handany manontolo ny fananako sy ny aiko hamonjena anareo. Koa raha manao lanja miakatra ny fitiavako anareo, dia hanao lanja midina ve ny fitiavanareo ahy?
Malagasy Bible 1865
Ary izaho dia faly indrindra handany sy holanina hahasoa ny fanahinareo, na dia araka ny fitombon'ny fitiavako anareo aza no fihenan'ny fitiavanareo ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izaho dia faly indrindra handany sy holanina mba hahasoa ny fanahinareo. Koa raha mitombo ny fitiavako anareo, moa va hihena ny fitiavanareo ahy?
malagasy
Ary izaho dia faly indrindra handany sy holanina hahasoa ny fanahinareo, na dia araka ny fitombon'ny fitiavako anareo aza no fihenan'ny fitiavanareo ahy.