2 Corinthians 12:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa, na izany aza, dia tsy nahavaky tratra anareo aho; fa fetsy hono aho ka tamin’ny hafetsena no nahazoako anareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, tsy nahavaky tratra anareo tokoa aho: nefa hafetseko, hono, izany, mba hahazoako anareo am-pitaka!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ekenareo fa tsy nanahirana anareo tokoa aho; kanefa nanao hafetsena, hono, aho mba hahazoako anareo am-pitaka.
Malagasy Bible 1865
Kanefa, na dia izany aza, izaho tsy nahavaky tratra anareo, fa nanao saina, hono, aho, dia nahazo anareo tamin'ny fihendrena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa, na izany aza, dia tsy nahavaky tratra anareo aho; fa fetsy hono aho ka tamin’ny hafetsena no nahazoako anareo!
malagasy
Kanefa, na dia izany aza, izaho tsy nahavaky tratra anareo, fa nanao saina, hono, aho, dia nahazo anareo tamin'ny fihendrena.