2 Corinthians 12:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa nisy tamin’ireo nirahiko tany aminareo va nampiasaiko hahazoako tombontsoa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endrey, moa nandraisako vola aman-karena taminareo va, ireo nirahiko tany aminareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa nisy nasaiko naka vola aman-karena taminareo ve ireo nirahiko tatỳ aminareo?
Malagasy Bible 1865
Moa izay nirahiko tany aminareo va nisy nanaovako anareo ho vola aman-karena?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa nisy tamin’ireo nirahiko tany aminareo va nampiasaiko hahazoako tombontsoa?
malagasy
Moa izay nirahiko tany aminareo va nisy nanaovako anareo ho vola aman-karena?