2 Corinthians 12:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nangataka an’i Titosy aho sady nirahiko niaraka taminy ilay rahalahy. Moa naka vola aman-karena taminareo va i Titosy? Tsy fanahy iray ihany va no nandehananay? Tsy iray ihany va ny dianay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nangataka an’i Tito hankany aminareo aho, ary naniraka ilay havana hafa iray finoana hiaraka taminy koa: moa i Tito nandray zavatra taminareo? Tsy fanahy iray ihany va no nandehananay? Tsy lalana iray ihany va no nombanay?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niangaviako i Tito hankatỳ aminareo ary nirahiko hiara-dia taminy koa ilay rahalahy izay fantatrareo. Naka vola aman-karena taminareo ve i Tito? Tsy toe-panahy iraisana ve no narahinay tamin’ny fitondrantenanay?
Malagasy Bible 1865
Nangataka an'i Titosy aho, sady nirahiko nomba azy ilay rahalahy. Moa Titosy va nanao anareo ho vola aman-karena? Tsy fanahy iray ihany va no nandehananay? Tsy iray ihany va no dianay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nangataka an’i Titosy aho sady nirahiko niaraka taminy ilay rahalahy. Moa naka vola aman-karena taminareo va i Titosy? Tsy fanahy iray ihany va no nandehananay? Tsy iray ihany va ny dianay?
malagasy
Nangataka an'i Titosy aho, sady nirahiko nomba azy ilay rahalahy. Moa Titosy va nanao anareo ho vola aman-karena? Tsy fanahy iray ihany va no nandehananay? Tsy iray ihany va no dianay?