2 Corinthians 12:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mahafantatra ilay olona iray aho, na tao amin’ny tena, na tsy tao amin’ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary fantatro fa io olona io, na tao amin’ny vatana izany, na tsy tao amin’ny vatana, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro fa nakarina hatrany Paradisa izany lehilahy izany (asa moa raha nakarina tokoa izy na nisehoam-pahitana fotsiny, Andriamanitra no mahalala); ary tao Paradisa no nandrenesany teny tsy hay lazaina sady tsy azon’olombelona tenenina.
Malagasy Bible 1865
Ary mahalala ilay olona anankiray aho - na tao amin'ny tena, na tsy tao amin'ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala -
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mahafantatra ilay olona iray aho, na tao amin’ny tena, na tsy tao amin’ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala,
malagasy
Ary mahalala ilay olona anankiray aho - na tao amin'ny tena, na tsy tao amin'ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala -