2 Corinthians 12:4 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa nakarina ho any amin’ny Paradisa izy ka nandre teny tsy hay tenenina sady tsy azon’olombelona tononina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nakarina tany am-Paradisa ka nandre teny tsy hay tenenina, tsy azon’ny olombelona ambara;
Malagasy Bible 1865
fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa nakarina ho any amin’ny Paradisa izy ka nandre teny tsy hay tenenina sady tsy azon’olombelona tononina.
malagasy
fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain'olona.