2 Corinthians 12:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilay iray no hataoko rehareha; fa ny amin’ny tenako dia tsy hirehareha aho, afa-tsy amin’ny fahalemena ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny amin’io olona io no hireharehako; fa ny amin’ny tenako dia tsy misy hireharehako afa-tsy ny fahalemeko ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’izany lehilahy izany no hataoko rehareha, fa ny amin’ny tenako dia tsy misy hataoko rehareha afa-tsy ny fahalemeko ihany.
Malagasy Bible 1865
Ilay anankiray no hataoko rehareha; fa ny amin'ny tenako dia tsy hirehareha aho afa-tsy amin'ny fahalemena ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilay iray no hataoko rehareha; fa ny amin’ny tenako dia tsy hirehareha aho, afa-tsy amin’ny fahalemena ihany.
malagasy
Ilay anankiray no hataoko rehareha; fa ny amin'ny tenako dia tsy hirehareha aho afa-tsy amin'ny fahalemena ihany.