2 Corinthians 12:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na dia te hirehareha aza aho dia tsy ho adala fa hilaza ny marina; nefa tsy hanao izany aho, fandrao hisy olona hihevitra ahy ho mihoatra noho izay ahitany ahy na izay andrenesany ny teniko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia hirehareha aza anefa aho, dia tsy hiendrik’adala, fa ny marina ihany no holazaiko; nefa hahatam-bava aho, fandrao misy mihevitra ahy ho mihoatra noho izay hitany amiko, na reny avy amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria na dia te hirehareha aza aho, dia tsy ho adala fa ny marina no holazaiko; kanefa tsy manao izany aho, fandrao hisy olona hihevitra ahy ho mihoatra noho izay hitany amiko na reny avy amiko.
Malagasy Bible 1865
Fa na dia te-hirehareha aza aho, dia tsy ho adala, fa hilaza ny marina; nefa tsy manao izany aho, fandrao misy olona mihevitra ahy ho mihoatra noho izay ahitany ahy na izay andrenesany ny teniko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na dia te hirehareha aza aho dia tsy ho adala fa hilaza ny marina; nefa tsy hanao izany aho, fandrao hisy olona hihevitra ahy ho mihoatra noho izay ahitany ahy na izay andrenesany ny teniko.
malagasy
Fa na dia te-hirehareha aza aho, dia tsy ho adala, fa hilaza ny marina; nefa tsy manao izany aho, fandrao misy olona mihevitra ahy ho mihoatra noho izay ahitany ahy na izay andrenesany ny teniko.