2 Corinthians 12:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary fandrao hirehareha noho ny habetsaky ny fanambaràna aho dia nasiana tsilo ny nofoko; irak’i Satana hamely ahy izany, fandrao hirehareha aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary fandrao mirehareha noho ny halehiben’ireo fanambaràna aho, dia nasiana tsilo tao amin’ny nofoko, dia anjelin’i Satana hamely tehamaina ahy, mba tsy hireharehako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mba tsy hampieboebo ahy noho ireo fanambarana tsy manan-tsahala voaraiko, dia navelan’Andriamanitra hisy zava-mampijaly ahy tao amin’ny tenako; toy ny irak’i Satàna mamely ahy izany ka misakana ahy tsy hieboebo.
Malagasy Bible 1865
Ary fandrao hirehareha noho ny habetsaky ny fanambarana aho, dia nasiana tsilo tamin'ny nofo, dia irak'i Satana hamely ahy, fandrao hirehareha aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary fandrao hirehareha noho ny habetsaky ny fanambaràna aho dia nasiana tsilo ny nofoko; irak’i Satana hamely ahy izany, fandrao hirehareha aho.
malagasy
Ary fandrao hirehareha noho ny habetsaky ny fanambarana aho, dia nasiana tsilo tamin'ny nofo, dia irak'i Satana hamely ahy, fandrao hirehareha aho.[Na: Notsatohana hazo maranitra ny nofoko]