2 Corinthians 12:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nangatahako intelo tamin’ny Tompo mba hialan’izany amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’io dia intelo aho no nangataka tamin’ny Tompo, mba hanalany an’io amiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Intelo aho no niangavy ny Tompo mba hialan’izany aretina izany amiko;
Malagasy Bible 1865
Izany no nangatahako intelo tamin'ny Tompo, mba hialan'izany amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nangatahako intelo tamin’ny Tompo mba hialan’izany amiko.
malagasy
Izany no nangatahako intelo tamin'ny Tompo, mba hialan'izany amiko.