2 Corinthians 13:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no fanintelony hankanesako atỳ aminareo. «Amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo no hanorenana mafy ny teny rehetra» (Deo 19.15).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro, fanintelon’ny hankanesako atỳ aminareo izao. Ary hotapahina amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo ny zavatra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no fanintelony hankanesako atỳ aminareo. Hoy ny Soratra Masina hoe: «Ny tenin’ny vavolombelona roa na telo no aoka hitombenan’ny raharaha rehetra.»
Malagasy Bible 1865
Izao no fanintelon'ny hankanesako atỳ aminareo. Amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo no hanorenana mafy ny teny rehetra (Deo. 19. 15).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no fanintelony hankanesako atỳ aminareo. «Amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo no hanorenana mafy ny teny rehetra» (Deo 19.15).
malagasy
Izao no fanintelon'ny hankanesako atỳ aminareo. Amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo no hanorenana mafy ny teny rehetra (Deo. 19. 15).