2 Corinthians 13:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no anoratako izany zavatra izany raha tsy eo aminareo aho, fandrao, rehefa tonga aho dia voatery hiasa ho amin’ny fanorenana mafy tsy azo ravana, araka ny hery izay nomen’ny Tompo ahy ho fampandrosoana fa tsy ho fandravana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no anoratako ireo zavatra ireo aminareo, dieny tsy mbola eo aminareo aho, fandrao dia voatery hanao mafy loatra aho, rehefa tonga, noho ny fahefana nomen’ny Tompo ahy, ho fananganana fa tsy ho fandravana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no anoratako ireo zavatra ireo aminareo, dieny mbola lavitra anareo aho; fandrao, rehefa mby eo aminareo aho, dia voatery hanao mafy loatra, araka ny fahefana nomen’ny Tompo ahy, dia fahefana natao hampandrosoana ny Fiangonanareo fa tsy handravana azy.
Malagasy Bible 1865
Izany no anoratako izany zavatra izany, raha tsy eo aminareo aho, fandrao, rehefa tonga aho, dia hanao izay mafy araka ny hery izay nomen'ny Tompo ahy ho fananganana, fa tsy ho fandravana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Izany no anoratako izany zavatra izany, raha tsy eo aminareo aho, fandrao, rehefa tonga aho, dia hanao izay mafy araka ny hery izay nomen'ny Tompo ahy ho fananganana, fa tsy ho fandravana.