2 Corinthians 13:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifanaova veloma amin’ny fanorohana masina. Manao veloma anareo ny olona masina rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifanaova veloma amin’ny fanorohana masina. Manao veloma anareo ny olo-masina rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifanaova veloma amin’ny fanoroham-pihavanana.
Malagasy Bible 1865
Mifanaova veloma amin'ny fanorohana masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifanaova veloma amin’ny fanorohana masina. Manao veloma anareo ny olona masina rehetra.
malagasy
Mifanaova veloma amin'ny fanorohana masina.