2 Corinthians 13:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa voahombo tamin’ny hazofijaliana Izy noho ny fahalemena, nefa velona kosa noho ny herin’Andriamanitra. Fa izahay koa dia malemy ao Aminy, nefa hiara-belona Aminy ho anareo izahay noho ny herin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nofantsihana tamin’ny Hazofijaliana aza Izy noho ny fahalemena, dia velona kosa izao noho ny herin’Andriamanitra. Toy izany koa izahay, na dia malemy ao aminy aza, dia hiara-belona aminy koa; ka hahery ao aminareo, noho ny herin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voahombo tamin’ny hazofijaliana i Kristy noho ny fahalemeny, kanefa dia velona kosa izao noho ny herin’Andriamanitra. Miombona amin’ny fahalemen’i Kristy izahay ankehitriny; kanefa hiseho fa velona miaraka amin’i Kristy izahay, ka ny herin’Andriamanitra no hampiharinay aminareo.
Malagasy Bible 1865
Fa voahombo tamin'ny hazo fijaliana Izy noho ny fahalemena, nefa velona kosa noho ny herin'Andriamanitra. Fa izahay koa dia malemy ao aminy, nefa hiara-belona aminy ho anareo izahay noho ny herin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa voahombo tamin’ny hazofijaliana Izy noho ny fahalemena, nefa velona kosa noho ny herin’Andriamanitra. Fa izahay koa dia malemy ao Aminy, nefa hiara-belona Aminy ho anareo izahay noho ny herin’Andriamanitra.
malagasy