2 Corinthians 13:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa manantena aho fa ho fantatrareo fa izahay dia tsy olona nolavina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manantena aho fa raha izahay, dia ho fantatrareo tokoa fa olona voazaha toetra izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manantena kosa aho fa raha izahay, dia ho fantatrareo fa tsy mba olona tsy voazaha toetra.
Malagasy Bible 1865
Nefa manantena aho fa ho fantatrareo fa izahay dia tsy olona nolavina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa manantena aho fa ho fantatrareo fa izahay dia tsy olona nolavina.
malagasy
Nefa manantena aho fa ho fantatrareo fa izahay dia tsy olona nolavina.