2 Corinthians 13:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mangataka amin’Andriamanitra izahay mba tsy hanao izay ratsy ianareo, tsy ny hisehoanay ho olona voazaha toetra anefa fa ny mba hanaovanareo izay tsara, na dia ho toy ny olona nolavina aza izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mangataka amin’Andriamanitra izahay, mba tsy hanao ratsy na inona na inona ianareo; tsy hoe mba hisehoanay ho olona voazaha toetra, fa ny mba hanaovanareo izay tsara, na dia hoheverina ho olona tsy voazaha toetra aza izahay;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mangataka am-bavaka amin’Andriamanitra izahay mba tsy hahavita ratsy mihitsy ianareo, tsy hoe mba hisehoanay ho olona voazaha toetra, fa mba hanaovanareo izay tsara, na dia hoheverina ho olona tsy voazaha toetra aza izahay.
Malagasy Bible 1865
Ary mangataka amin'Andriamanitra izahay mba tsy hanao izay ratsy ianareo, tsy ny hisehoanay ho olona voazaha toetra anefa, fa ny mba hanaovanareo izay tsara, na dia ho toy ny olona nolavina aza izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mangataka amin’Andriamanitra izahay mba tsy hanao izay ratsy ianareo, tsy ny hisehoanay ho olona voazaha toetra anefa fa ny mba hanaovanareo izay tsara, na dia ho toy ny olona nolavina aza izahay.
malagasy