2 Corinthians 13:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mahefa na inona na inona hanoherana ny marina izahay fa hampandroso ny marina kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy mahavita na inona na inona hanohitra ny marina izahay, fa ny hampandroso ny marina ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy mba mahatohitra ny marina izahay fa ny mampandroso ny marina ihany.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mahavita na inona na inona hanohitra ny marina izahay, fa hampandroso ny marina kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mahefa na inona na inona hanoherana ny marina izahay fa hampandroso ny marina kosa.
malagasy
Fa tsy mahavita na inona na inona hanohitra ny marina izahay, fa hampandroso ny marina kosa.