2 Corinthians 13:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa faly izahay raha malemy fa ianareo no mahery; ary izao no vavaka ataonay, dia ny hahatanteraka anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hafaliana ho anay, raha izahay no malemy, fa ianareo kosa no mahery; ary izao indrindra aza no angatahinay amin’ny fivavahanay, dia ny hahatongavanareo amin’ny fara fahalavorariana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, mahafaly anay raha malemy izahay fa ianareo kosa mahery; ka ny angatahinay am-bavaka, dia ny hahatanteraka anareo.
Malagasy Bible 1865
Fa faly izahay, raha malemy izahay, fa ianareo no mahery; ary izao no angatahinay, dia ny fanatanterahana anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa faly izahay raha malemy fa ianareo no mahery; ary izao no vavaka ataonay, dia ny hahatanteraka anareo.
malagasy
Fa faly izahay, raha malemy izahay, fa ianareo no mahery; ary izao no angatahinay, dia ny fanatanterahana anareo.