2 Corinthians 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sitrapoko dia ny tsy hiverenako any aminareo indray amin’alahelo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tsy hiverina indray any aminareo amin’alahelo àry no hevitra tapaka tao am-poko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no hevitra tapaka tato am-poko: tsy hankany aminareo aho, mba tsy hampalahelo anareo indray.
Malagasy Bible 1865
Fa ninia toy izao tato am-poko aho, dia ny tsy hankatỳ aminareo indray amin'alahelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sitrapoko dia ny tsy hiverenako any aminareo indray amin’alahelo.
malagasy
Fa ninia toy izao tato am-poko aho, dia ny tsy hankatỳ aminareo indray amin'alahelo.