2 Corinthians 2:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay avelanareo heloka dia mba avelako heloka koa; ary izaho anefa, raha nisy heloka navelako dia noho ny aminareo no namelako azy teo imason’i Kristy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay avelanareo heloka dia avelako koa; fa raha ny amiko, izay heloka navelako, raha mba nisy navelako, dia noho ny aminareo, sy teo imason’i Kristy no namelako azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay olona avelanareo heloka dia mba avelako heloka ihany koa. Izaho anefa, raha nisy heloka navelako, dia noho ianareo no nanaovako izany teo imason’i Kristy,
Malagasy Bible 1865
Fa izay avelanareo heloka dia mba avelako heloka koa; ary izaho anefa,raha nisy heloka navelako, dia noho ny aminareo no namelako azy teo imason 'i Kristy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay avelanareo heloka dia mba avelako heloka koa; ary izaho anefa, raha nisy heloka navelako dia noho ny aminareo no namelako azy teo imason’i Kristy*,
malagasy
Fa izay avelanareo heloka dia mba avelako heloka koa; ary izaho anefa,raha nisy heloka navelako, dia noho ny aminareo no namelako azy teo imason'i Kristy,[Na: nisolo anay]