2 Corinthians 2:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fandrao ho resin’ny fitak’i Satana isika, fa fantatsika ny teti-dratsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy ho voan’ny teti-dratsin’i Satana isika, fa fantatsika ny hafetseny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fandrao ho voafitak’i Satàna isika, satria fantatsika tsara ny hafetseny.
Malagasy Bible 1865
fandrao ho resin'ny fitak'i Satana isika, fa fantatsika ny hafetseny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fandrao ho resin’ny fitak’i Satana isika, fa fantatsika ny teti-dratsiny.
malagasy
fandrao ho resin'ny fitak'i Satana isika, fa fantatsika ny hafetseny.