2 Corinthians 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa tonga tany Troasy hitory ny Filazantsaran’i Kristy aho ka novohana varavarana ao amin’ny Tompo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany Trôasy hitory ny Evanjelin’i Kristy aho, na dia novohana varavarana tao amin’ny Tompo aza.,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga tany Trôasy hitory ny Vaovao Mahafaly momba an’i Kristy aho, dia hitako fa efa novohàn’ny Tompo varavarana sahady aho hiasa tao.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga tany Troasy hitory ny filazantsaran'i Kristy aho, ka novohana varavarana ao amin'ny Tompo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa tonga tany Troasy hitory ny Filazantsaran’i Kristy* aho ka novohana varavarana ao amin’ny Tompo
malagasy
Ary rehefa tonga tany Troasy hitory ny filazantsaran'i Kristy aho, ka novohana varavarana ao amin'ny Tompo,