2 Corinthians 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tsy tafandry mandry aho satria tsy nahita an’i Titosy rahalahiko; ary nanao veloma ny olona aho, dia niala teo nankany Makedonia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tsy nandry ny fanahiko, satria tsy hitako tao i Tito rahalahiko; ka nanao veloma ny olona aho, dia lasa nankany Masedônia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy nilamin-tsaina aho satria tsy nahita an’i Tito rahalahiko. Koa nanao veloma ny olona tao Trôasy aho, dia niainga nankany Masedônia.
Malagasy Bible 1865
dia tsy tafandry ny fanahiko, satria tsy nahita an'i Titosy rahalahiko aho; fa nanao veloma ny olona aho, dia niala teo nankany Makedonia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tsy tafandry mandry aho satria tsy nahita an’i Titosy rahalahiko; ary nanao veloma ny olona aho, dia niala teo nankany Makedonia.
malagasy
dia tsy tafandry ny fanahiko, satria tsy nahita an'i Titosy rahalahiko aho; fa nanao veloma ny olona aho, dia niala teo nankany Makedonia.