2 Corinthians 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hanitr’i Kristy ho an’Andriamanitra izahay amin’izay hovonjena sy izay ho very:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hanitr’i Kristy ho an’Andriamanitra izahay, na amin’izay voavonjy, na amin’izay very: amin’ny sasany moa, fofom-pahafatesana hahafaty; fa amin’ny sasany kosa, fofom-piainana hahavelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tahaka ny zava-manitra ataon’i Kristy fanatitra ho an’Andriamanitra izahay, na amin’ny voavonjy na amin’ny very:
Malagasy Bible 1865
Fa hanitr'i Kristy ho an'Andriamanitra izahay amin'izay hovonjena sy izay ho very:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hanitr’i Kristy ho an’Andriamanitra izahay amin’izay hovonjena sy izay ho very:
malagasy
Fa hanitr'i Kristy ho an'Andriamanitra izahay amin'izay hovonjena sy izay ho very: