2 Corinthians 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mba toy ny maro izay manatsatso ny tenin’Andriamanitra hahazoam-bola izahay; fa toy ny amin’ny fahadiovam-po kosa, dia avy amin’Andriamanitra, sady eo anatrehan’Andriamanitra no itenenanay ao amin’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy mba toy ny sasany izay mampifaho ny tenin’Andriamanitra izahay, fa tsy misy famahony sy araka ny nanomezan’Andriamanitra azy no itorianay azy eo anatrehan’Andriamanitra, ao amin’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izahay dia tsy toy ny sasany manao ny tenin’Andriamanitra ho filàm-bola, fa miteny toy ny olona irahin’Andriamanitra sady mahitsy fo eo anatrehan’Andriamanitra, araka ny maha mpanompon’i Kristy anay.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mba toy ny maro izay manatsatso ny tenin'Andriamanitra hahazoam-bola izahay; fa toy ny amin'ny fahadiovam-po kosa, dia avy amin'Andriamanitra sady eo anatrehan'Andriamanitra no itenenanay ao amin'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mba toy ny maro izay manatsatso ny tenin’Andriamanitra hahazoam-bola izahay; fa toy ny amin’ny fahadiovam-po kosa, dia avy amin’Andriamanitra, sady eo anatrehan’Andriamanitra no itenenanay ao amin’i Kristy.
malagasy