2 Corinthians 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanoratra izany indrindra aho, fandrao rehefa tonga aho dia hahazo alahelo amin’izay tokony hifaliako, satria matoky anareo rehetra aho, fa ny fifaliako dia anareo rehetra koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hany antony nanoratako toy izany taminareo, dia ny mba tsy hahazoako alahelo amin’ireo tokony hifaliako, rehefa tonga aho, satria matoky anareo rehetra aho fa raisinareo ho fifalianareo rehetra koa ny fifaliako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany indrindra no nanoratako taminareo: tsy sitrako ny ho tonga atỳ aminareo ka hampalahelovin’ireo olona izay tokony hampifaly ahy. Matoky anareo rehetra aho fa raha faly aho, dia faly koa ianareo rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary nanoratra izany indrindra aho, fandrao, rehefa tonga aho, dia hahazo alahelo amin'izay tokony hifaliako, satria matoky anareo rehetra aho, fa ny fifaliako dia anareo rehetra koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanoratra izany indrindra aho, fandrao rehefa tonga aho dia hahazo alahelo amin’izay tokony hifaliako, satria matoky anareo rehetra aho, fa ny fifaliako dia anareo rehetra koa.
malagasy
Ary nanoratra izany indrindra aho, fandrao, rehefa tonga aho, dia hahazo alahelo amin'izay tokony hifaliako, satria matoky anareo rehetra aho, fa ny fifaliako dia anareo rehetra koa.
Recommended Reading