2 Corinthians 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha nisy nahatonga alahelo dia tsy izaho no nampalaheloviny fa ianareo rehetra, nefa mba tsy ho tafahoatra loatra ny teniko, dia ny sasany aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nisy nahatonga alahelo, dia tsy izaho no nampalaheloviny, fa ianareo rehetra no mba nisy nampalahelovany anareo ihany (tsy te hamely azy mafy loatra aho).
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha nisy taminareo nahatonga alahelo, dia tsy izaho no nampalaheloviny fa ianareo rehetra, na aoka hatao hoe ny sasany taminareo mba tsy hanitatra.
Malagasy Bible 1865
Fa raha nisy efa nampalahelo, dia tsy nampalahelo ahy ihany izy (nefa tsy ta-hanao teny mafy loatra aho), fa mba nampalahelo anareo rehetra koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha nisy nahatonga alahelo dia tsy izaho no nampalaheloviny fa ianareo rehetra, nefa mba tsy ho tafahoatra loatra ny teniko, dia ny sasany aminareo.
malagasy
Fa raha nisy efa nampalahelo, dia tsy nampalahelo ahy ihany izy (nefa tsy ta-hanao teny mafy loatra aho), fa mba nampalahelo anareo rehetra koa.