2 Corinthians 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampy ho an’izany olona izany ny fampijaliana nataon’ny maro,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampy ho an’izany olona izany ny famaizana efa nataon’ny maro aminareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampy ho an’izany olona izany ny famaizana vitan’ny maro taminareo;
Malagasy Bible 1865
Ampy ho amin'izany olona izany ny fampijaliana nataon'ny maro,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampy ho an’izany olona izany ny fampijaliana nataon’ny maro,
malagasy
Ampy ho amin'izany olona izany ny fampijaliana nataon'ny maro,