2 Corinthians 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa aleo kosa ianareo mamela heloka sy mampifaly azy, fandrao dia kivin’ny alahelo tafahoatra izany olona izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka dia ny mamela sy mampifaly azy aza no tokony hataonareo izao, fandrao dia reraky ny alahelo tafahoatra indray izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka dia aleo mamela heloka sy mankahery azy kosa ianareo, mba tsy hahatonga alahelo tafahoatra hampamoy fo azy.
Malagasy Bible 1865
ka dia aleo mamela heloka sy mampifaly azy kosa ianareo, fandrao dia resin 'ny fitomboan'alahelo izany olona izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa aleo kosa ianareo mamela heloka sy mampifaly azy, fandrao dia kivin’ny alahelo tafahoatra izany olona izany.
malagasy
ka dia aleo mamela heloka sy mampifaly azy kosa ianareo, fandrao dia resin'ny fitomboan'alahelo izany olona izany.[Gr. atelin']