2 Corinthians 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mananatra anareo aho mba hekenareo ny handray azy tsara amin’ny fitiavana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mihanta aminareo aho mba ho amim-pitiavana lehibe no handraisanareo azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia miangavy anareo aho mba hanao izay hahatsapany fa tia azy ianareo.
Malagasy Bible 1865
Koa mananatra anareo aho mba hekenareo horaisina tsara amin'ny fitiavana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mananatra anareo aho mba hekenareo ny handray azy tsara amin’ny fitiavana.
malagasy
Koa mananatra anareo aho mba hekenareo horaisina tsara amin'ny fitiavana izy.