2 Corinthians 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izany koa no nanoratako mba ho fantatro izay toetranareo, na mankatò amin’ny zavatra rehetra ianareo, na tsia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no manoratra aminareo koa anie, dia ny mba hitsapako anareo, na hanaiky ahy amin’ny zavatra rehetra ianareo na tsia e.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria izao koa no anton’ny nanoratako taminareo: tiako ho fantatra raha voazaha toetra tokoa ianareo, ka hahitako na olona vonon-kanoa ahy amin’ny zavatra rehetra na tsia.
Malagasy Bible 1865
Fa izany koa no nanoratako, mba ho fantatro izay toetrareo, na manaiky amin'ny zavatra rehetra ianareo,na tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izany koa no nanoratako mba ho fantatro izay toetranareo, na mankatò amin’ny zavatra rehetra ianareo, na tsia.
malagasy
Fa izany koa no nanoratako, mba ho fantatro izay toetrareo, na manaiky amin'ny zavatra rehetra ianareo,na tsia.