2 Corinthians 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa midera tena indray va izahay? Sa toy ny sasany ka mila epistily filazan-tsoa anay ho anareo, na avy aminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa midera tena indray va izahay? Sa mila taratasy tahaka ny sasany filazan-tsoa anay na ho any aminareo, na avy any aminareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manomboka midera tena indray ve izahay amin’izany? Sa kosa toy ny sasany izahay ka mila taratasy filazàn-tsoa momba anay ho anareo na avy aminareo?
Malagasy Bible 1865
Moa midera tena indray va izahay, sa toy ny sasany ka mila epistily filazan-tsoa anay ho aminareo, na avy aminareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa midera tena indray va izahay? Sa toy ny sasany ka mila epistily filazan-tsoa anay ho anareo, na avy aminareo?
malagasy
[Ny amin'ny voninahitra momba ny raharaha nanendrena ny Apostoly, sy ny fihoaran'izay noho ny voninahitry ny lalàna] Moa midera tena indray va izahay, sa toy ny sasany ka mila epistily filazan-tsoa anay ho aminareo, na avy aminareo?