2 Corinthians 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay nisy voninahitra teo aza dia tsy manana voninahitra fotsiny amin’izao raha ampitahaina amin’ny voninahitra tonga lafatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy azo lazaina ho voninahitra akory ny an’ilay voalohany, raha oharina amin’ny an’ity ankehitriny ambony lavitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny voninahitra namirapiratra fahiny dia tsinontsinona miohatra amin’ny voninahitra ankehitriny izay tena ambony lavitra.
Malagasy Bible 1865
Ary izay nisy voninahitra aza dia tsy manana voninahitra kosa amin'izao noho ny voninahitra izay manan-tombo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay nisy voninahitra teo aza dia tsy manana voninahitra fotsiny amin’izao raha ampitahaina amin’ny voninahitra tonga lafatra.
malagasy
Ary izay nisy voninahitra aza dia tsy manana voninahitra kosa amin'izao noho ny voninahitra izay manan-tombo.