2 Corinthians 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ny mandalo aza no nisy voninahitra, mainka fa ny mitoetra dia ho rakotra voninahitra kokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria raha nomem-boninahitra ilay nandalo, vao mainka ho be voninahitra ity maharitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, raha izay nihelina ihany aza nisy voninahitra, dia vao mainka ho heni-boninahitra kokoa izay maharitra mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Fa raha ny nilevona aza nisy voninahitra, mainka fa ny mitoetra no misy voninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ny mandalo aza no nisy voninahitra, mainka fa ny mitoetra dia ho rakotra voninahitra kokoa.
malagasy
Fa raha ny nilevona aza nisy voninahitra, mainka fa ny mitoetra no misy voninahitra.